Entry | 1 tsy mihambahamba |
Root | 2 tsy, hambahamba |
Part of speech | 3 locution |
Examples |
4 [2.470] Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! 5 [4.27] Vola be tsy toko tsy firohana no mihodina ao hany ka tsy mihambahamba ny mpandraharaha hanome kolikoly ny manampahefana isan’ambaratongany rehetra. |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |